plt_tn/heb/11/05.md

1.1 KiB

Tamin'ny finoana no namindrana an'i Enoka mba tsy ahitany ny fahafatesana

DH: "Tamin'ny finoana no tsy nahafatesan'i Enoka satria Andriamanitra naka azy"

ahitany ny fahafatesana

Ity dia miresaka ny fahafatesana toy ny hoe zavatra izay afaka hitan'ny olona. Izany dia midika fainana ny fahafatesana. DH: "maty"

talohan'ny nakana azy

DH: "talohan'ny nakan'Andriamanitra azy"

dia nijoroana vavolombelona fa nankasitrahan'Andriamanitra izy

Ireo dikan-teny azo heverina: 1) "Andriamanitra niteny fa Enoka dia nampifaly Azy" na 2) "ny olona niteny fa Enoka dia nampifaly an'Andriamanitra."

tsy misy finoana dia tsy mety ho ankasitrahany

DH: "ny olona dia afaka mampifaly an' Andriamaniatra rehefa manana finoana an' Andriamanitra ihany izy"

izay manatona an'Andriamanitra

Ny fiandrasana ny fiderana an'Andriamanitra sy ho lasa olony dia resahina toy ny hoe manatona an'Andriamanitra ara-bakiteny ilay olona. DH: "izay olona te-ho an'Andriamanitra"

ireo izay mitady Azy

Ny fianarana ny momban'Andriamanitra sy fiezahana mankatoa Azy dia resahina toy ny hoe olona iray mitady olon-kafa.