plt_tn/heb/11/01.md

36 lines
1.3 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ny mpanoratra dia milaza zavatra telo momban'ny finoana eto amin'ity fampidirana fohy ity.
# Ary
Ity teny ity nampiasaina eto mba hanamarihana fihatoana ao amin'ny fampianarana fototra. Eto ny mpanoratra dia manomboka manazava ny dikan'ny hoe "finoana."
# ny finoana no antoka amin'ireo zavatra nandrasana tamim-pahatokiana
DH: "ny finoana dia mamela ny olona hanantena amim-pahatokiana zavatra sasantsasany"
# nandrasana tamim-pahatokiana
Eto izany dia maneho manokana ny fampanantenana azo antoka an'Andriamanitra, indrindra ny antoka fa ny mpino rehetra ao amin'i Jesosy dia hiara-hiaina amin'Andriamanitra mandrakizay any an-danitra.
# izay mbola tsy hita
DH: "izay tsy mbola hitantsika" na "izay tsy mbola nitranga"
# ireo razambe dia nankatoavina nohon'ny finoan'izy ireo
DH: "Andriamanitra nanaiky ireo razambentsika satria nanana finoana izy ireo"
# ireo razambe
Ny mpanoratra dia miresaka an'ireo Hebreo momban'ny razamben'ireo Hebreo. DH: "ireo razambentsika"
# ny didin'Andriamanitra no namoronana izao tontolo izao
DH: "Andriamanitra namorona izao tontolo izao tamin'ny didiny mba hisy"
# ka izay hita maso dia tsy natao tamin'ny zavatra izay hita maso
DH: "Andriamanitra tsy namorona izay zavatra hitantsika tamin'ny zavatra izay hita maso"