plt_tn/heb/11/01.md

1.3 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ny mpanoratra dia milaza zavatra telo momban'ny finoana eto amin'ity fampidirana fohy ity.

Ary

Ity teny ity nampiasaina eto mba hanamarihana fihatoana ao amin'ny fampianarana fototra. Eto ny mpanoratra dia manomboka manazava ny dikan'ny hoe "finoana."

ny finoana no antoka amin'ireo zavatra nandrasana tamim-pahatokiana

DH: "ny finoana dia mamela ny olona hanantena amim-pahatokiana zavatra sasantsasany"

nandrasana tamim-pahatokiana

Eto izany dia maneho manokana ny fampanantenana azo antoka an'Andriamanitra, indrindra ny antoka fa ny mpino rehetra ao amin'i Jesosy dia hiara-hiaina amin'Andriamanitra mandrakizay any an-danitra.

izay mbola tsy hita

DH: "izay tsy mbola hitantsika" na "izay tsy mbola nitranga"

ireo razambe dia nankatoavina nohon'ny finoan'izy ireo

DH: "Andriamanitra nanaiky ireo razambentsika satria nanana finoana izy ireo"

ireo razambe

Ny mpanoratra dia miresaka an'ireo Hebreo momban'ny razamben'ireo Hebreo. DH: "ireo razambentsika"

ny didin'Andriamanitra no namoronana izao tontolo izao

DH: "Andriamanitra namorona izao tontolo izao tamin'ny didiny mba hisy"

ka izay hita maso dia tsy natao tamin'ny zavatra izay hita maso

DH: "Andriamanitra tsy namorona izay zavatra hitantsika tamin'ny zavatra izay hita maso"