plt_tn/heb/10/32.md

621 B

ireo andro taloha

"ny andro fahiny"

rehefa nohazavaina ianareo

Ny fianarana ny marina dia resahina toy ny hoe nanisy hazavana teo amin'ny olona Andriamanitra. DH: "rehefa avy nianatra ny marina momban'i Kristy ianareo"

ny fomba niharetanareo ny ady mafy tamin'ny fijaliana.

''ny fijaliana tsy maintsy niharetanareo"

Ianareo dia nalaina baraka ampahibemaso tamin'ny fanaratsiana sy tamin'ny fanenjehana

DH: "Ny olona dia nanamavo anareo tamin'ny fanopana sy fanenjehana ampahibemaso"

fananana tsara kokoa sy maharitra mandrakizay

"ny fitahin'Andriamanitra mandrakizay dia resahina toy ny hoe "fananana"