plt_tn/heb/10/32.md

20 lines
621 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ireo andro taloha
"ny andro fahiny"
# rehefa nohazavaina ianareo
Ny fianarana ny marina dia resahina toy ny hoe nanisy hazavana teo amin'ny olona Andriamanitra. DH: "rehefa avy nianatra ny marina momban'i Kristy ianareo"
# ny fomba niharetanareo ny ady mafy tamin'ny fijaliana.
''ny fijaliana tsy maintsy niharetanareo"
# Ianareo dia nalaina baraka ampahibemaso tamin'ny fanaratsiana sy tamin'ny fanenjehana
DH: "Ny olona dia nanamavo anareo tamin'ny fanopana sy fanenjehana ampahibemaso"
# fananana tsara kokoa sy maharitra mandrakizay
"ny fitahin'Andriamanitra mandrakizay dia resahina toy ny hoe "fananana"