# ireo andro taloha "ny andro fahiny" # rehefa nohazavaina ianareo Ny fianarana ny marina dia resahina toy ny hoe nanisy hazavana teo amin'ny olona Andriamanitra. DH: "rehefa avy nianatra ny marina momban'i Kristy ianareo" # ny fomba niharetanareo ny ady mafy tamin'ny fijaliana. ''ny fijaliana tsy maintsy niharetanareo" # Ianareo dia nalaina baraka ampahibemaso tamin'ny fanaratsiana sy tamin'ny fanenjehana DH: "Ny olona dia nanamavo anareo tamin'ny fanopana sy fanenjehana ampahibemaso" # fananana tsara kokoa sy maharitra mandrakizay "ny fitahin'Andriamanitra mandrakizay dia resahina toy ny hoe "fananana"