plt_tn/heb/10/28.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown

# fijorona vavolombelon'ireo roa na telo
izany dia milaza hoe "ny amin'ny fijoroana vavolombelona farafaha-keliny roa na telo
# Fanasaziana ratsy lavitra toy ny ahoana no eritreretinareo fa mendrika ... fahasoavana?
Ny mpanoratra dia manamafy ny halehiben'ny sazy ho an'ireo izay mandà an'i Kristy. DH: "izany dia sazy entitra. Fa ny sazy dia ho lehibe kokoa ho an'ny tsirairay aza ... fahasoavana!"
# izay nanitsaka ny Zanak'Andriamanitra
Ny tsy fanomezana voninahitra an'i Kristy sy fanalana baraka Azy dia resahina toy ny hoe olona nandeha teo aminy. DH: "nandà ny Zanak'Andriamanitra"
# Zanak'Andriamanitra
Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy.
# izay nanao ny ràn'ny fifanekena ho tsy masina
Ity dia mampiseho ny fomba nanitsahan'ny olona ny Zanak'Andriamanitra. DH: "ny amin'ny fanaovana ny ràn'ny fanekena ho tsy masina"
# ràn'ny fanekena
Eto ny "rà" dia maneho ny fahafatesan'i Kristy, izay hametrahan'Andriamanitra ny fanekena vaovao.
# Ilay rà izay nanamasinina Azy
DH: "Ilay rà izay nanamasinin'Andriamanitra Azy"
# Fanahin'ny fahasoavana
"fanahin'Andriamanitra izay manome fahasoavana"