plt_tn/heb/10/28.md

1.1 KiB

fijorona vavolombelon'ireo roa na telo

izany dia milaza hoe "ny amin'ny fijoroana vavolombelona farafaha-keliny roa na telo

Fanasaziana ratsy lavitra toy ny ahoana no eritreretinareo fa mendrika ... fahasoavana?

Ny mpanoratra dia manamafy ny halehiben'ny sazy ho an'ireo izay mandà an'i Kristy. DH: "izany dia sazy entitra. Fa ny sazy dia ho lehibe kokoa ho an'ny tsirairay aza ... fahasoavana!"

izay nanitsaka ny Zanak'Andriamanitra

Ny tsy fanomezana voninahitra an'i Kristy sy fanalana baraka Azy dia resahina toy ny hoe olona nandeha teo aminy. DH: "nandà ny Zanak'Andriamanitra"

Zanak'Andriamanitra

Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy.

izay nanao ny ràn'ny fifanekena ho tsy masina

Ity dia mampiseho ny fomba nanitsahan'ny olona ny Zanak'Andriamanitra. DH: "ny amin'ny fanaovana ny ràn'ny fanekena ho tsy masina"

ràn'ny fanekena

Eto ny "rà" dia maneho ny fahafatesan'i Kristy, izay hametrahan'Andriamanitra ny fanekena vaovao.

Ilay rà izay nanamasinina Azy

DH: "Ilay rà izay nanamasinin'Andriamanitra Azy"

Fanahin'ny fahasoavana

"fanahin'Andriamanitra izay manome fahasoavana"