# fijorona vavolombelon'ireo roa na telo izany dia milaza hoe "ny amin'ny fijoroana vavolombelona farafaha-keliny roa na telo # Fanasaziana ratsy lavitra toy ny ahoana no eritreretinareo fa mendrika ... fahasoavana? Ny mpanoratra dia manamafy ny halehiben'ny sazy ho an'ireo izay mandà an'i Kristy. DH: "izany dia sazy entitra. Fa ny sazy dia ho lehibe kokoa ho an'ny tsirairay aza ... fahasoavana!" # izay nanitsaka ny Zanak'Andriamanitra Ny tsy fanomezana voninahitra an'i Kristy sy fanalana baraka Azy dia resahina toy ny hoe olona nandeha teo aminy. DH: "nandà ny Zanak'Andriamanitra" # Zanak'Andriamanitra Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy. # izay nanao ny ràn'ny fifanekena ho tsy masina Ity dia mampiseho ny fomba nanitsahan'ny olona ny Zanak'Andriamanitra. DH: "ny amin'ny fanaovana ny ràn'ny fanekena ho tsy masina" # ràn'ny fanekena Eto ny "rà" dia maneho ny fahafatesan'i Kristy, izay hametrahan'Andriamanitra ny fanekena vaovao. # Ilay rà izay nanamasinina Azy DH: "Ilay rà izay nanamasinin'Andriamanitra Azy" # Fanahin'ny fahasoavana "fanahin'Andriamanitra izay manome fahasoavana"