plt_tn/heb/10/26.md

32 lines
959 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ny mpanoratra dia manome ny fampitandremany faha-efatra.
# minia
"fanahy iniana"
# rehefa avy nandray ny fahalalana ny marina
Ny fahalalana ny marina dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka omen'ny olona iray ho an'ny olona hafa. DH: "Rehefa avy nianatra ny marina isika"
# ny marina
ny marina momban'Andriamanitra.
# dia tsy misy fanatitra ho an'ny ota intsony
Tsy misy olona afaka manome sorona vaovao satria ny soron'i Kristy irery ihany no afaka miasa. DH: "tsy misy afaka manolotra sorona mba hamelan'Andriamanitra ny otantsika"
# fanatitra ho an'ny ota
Eto ny "fanatitra ho an'ny ota" dia maneho "fomba mahomby mba hanaovana sorona biby mba hanala ireo fahotana"
# ny fitsarana
ny fitsaran'Andriamanitra, izany hoe, hitsara Andriamanitra.
# ary fahatezerana mirehitra izay hamotika ireo fahavalon'Andriamanitra
Ny fahatezeran'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe afo izay handoro ireo fahavalony.