# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ny mpanoratra dia manome ny fampitandremany faha-efatra. # minia "fanahy iniana" # rehefa avy nandray ny fahalalana ny marina Ny fahalalana ny marina dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka omen'ny olona iray ho an'ny olona hafa. DH: "Rehefa avy nianatra ny marina isika" # ny marina ny marina momban'Andriamanitra. # dia tsy misy fanatitra ho an'ny ota intsony Tsy misy olona afaka manome sorona vaovao satria ny soron'i Kristy irery ihany no afaka miasa. DH: "tsy misy afaka manolotra sorona mba hamelan'Andriamanitra ny otantsika" # fanatitra ho an'ny ota Eto ny "fanatitra ho an'ny ota" dia maneho "fomba mahomby mba hanaovana sorona biby mba hanala ireo fahotana" # ny fitsarana ny fitsaran'Andriamanitra, izany hoe, hitsara Andriamanitra. # ary fahatezerana mirehitra izay hamotika ireo fahavalon'Andriamanitra Ny fahatezeran'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe afo izay handoro ireo fahavalony.