plt_tn/heb/09/25.md

821 B

Tsy nandeha tao Izy

"Tsy niditra tao an-danitra Izy"

niaraka tamin'ny ràn'ny hafa

Ity dia midika hoe niaraka tamin'ny ràn'ny biby, fa tsy tamin'ny ràny manokana.

Fa raha izany ny zava-nitranga

"Raha mila manolotra ny tenany matetika Izy"

nanomboka tamin'ny fanorenana izao tontolo izao

Ny famoronana izao tontolo izao dia resahina toy hoe trano izao tontolo izao ary ny fototra no fizarana voalohany izay hamboarina. DH: "Hatramin'ny nanombohan'Andriamanitra ny famoronana an'izao tontolo izao"

nampisehoana Azy

DH: "nampisehon'Andriamanitra Izy"

mba hanaisotra ny fahotana amin'ny alalan'ny soron'ny Tenany ihany

Ity dia miresaka momban'ny fahotana toy ny hoe zavatra izay afaka esorin'ny olona izany. DH: "mba hahatonga an'Andriamanaitra hamela ireo heloka amin'ny fanaovana sorona ny tenany"