plt_tn/heb/09/25.md

24 lines
821 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tsy nandeha tao Izy
"Tsy niditra tao an-danitra Izy"
# niaraka tamin'ny ràn'ny hafa
Ity dia midika hoe niaraka tamin'ny ràn'ny biby, fa tsy tamin'ny ràny manokana.
# Fa raha izany ny zava-nitranga
"Raha mila manolotra ny tenany matetika Izy"
# nanomboka tamin'ny fanorenana izao tontolo izao
Ny famoronana izao tontolo izao dia resahina toy hoe trano izao tontolo izao ary ny fototra no fizarana voalohany izay hamboarina. DH: "Hatramin'ny nanombohan'Andriamanitra ny famoronana an'izao tontolo izao"
# nampisehoana Azy
DH: "nampisehon'Andriamanitra Izy"
# mba hanaisotra ny fahotana amin'ny alalan'ny soron'ny Tenany ihany
Ity dia miresaka momban'ny fahotana toy ny hoe zavatra izay afaka esorin'ny olona izany. DH: "mba hahatonga an'Andriamanaitra hamela ireo heloka amin'ny fanaovana sorona ny tenany"