# Tsy nandeha tao Izy "Tsy niditra tao an-danitra Izy" # niaraka tamin'ny ràn'ny hafa Ity dia midika hoe niaraka tamin'ny ràn'ny biby, fa tsy tamin'ny ràny manokana. # Fa raha izany ny zava-nitranga "Raha mila manolotra ny tenany matetika Izy" # nanomboka tamin'ny fanorenana izao tontolo izao Ny famoronana izao tontolo izao dia resahina toy hoe trano izao tontolo izao ary ny fototra no fizarana voalohany izay hamboarina. DH: "Hatramin'ny nanombohan'Andriamanitra ny famoronana an'izao tontolo izao" # nampisehoana Azy DH: "nampisehon'Andriamanitra Izy" # mba hanaisotra ny fahotana amin'ny alalan'ny soron'ny Tenany ihany Ity dia miresaka momban'ny fahotana toy ny hoe zavatra izay afaka esorin'ny olona izany. DH: "mba hahatonga an'Andriamanaitra hamela ireo heloka amin'ny fanaovana sorona ny tenany"