plt_tn/heb/09/01.md

28 lines
785 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ny mpanoratra dia manazava amin'ireo mpino Jiosy fa ireo lalàna sy ny tabernakelin'ny fanekem-pihavanana taloha dia sarin'ny fanekena vaovao tsara kokoa fotsiny ihany.
# Ary
Ity teny ity dia manamarika fizarana vaovao amin'ny fampianarana.
# fanekena voalohany
Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 8:6 ity.
# nanana fitsipi-pivavahana
"nanana fampianarana amin'ny antsipiriany" na "nanana fitsipika"
# Fa
Ny mpanoratra dia manohy ny resaka tao amin'ny 08:06.
# nisy tabernakely izay nomanina
Ny tabernakely dia namboaraina ary natao vonona ny ho ampiasaina. DH: "nanomana tabernakely ireo Isiraelita"
# mofon'ny fanatrehana
DH: "ny mofo izay aseho eo anatrehan' Andriamanitra" na "ny mofo izay natolotr'ireo mpisorona an'Andriamanitra"