plt_tn/heb/09/01.md

785 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ny mpanoratra dia manazava amin'ireo mpino Jiosy fa ireo lalàna sy ny tabernakelin'ny fanekem-pihavanana taloha dia sarin'ny fanekena vaovao tsara kokoa fotsiny ihany.

Ary

Ity teny ity dia manamarika fizarana vaovao amin'ny fampianarana.

fanekena voalohany

Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 8:6 ity.

nanana fitsipi-pivavahana

"nanana fampianarana amin'ny antsipiriany" na "nanana fitsipika"

Fa

Ny mpanoratra dia manohy ny resaka tao amin'ny 08:06.

nisy tabernakely izay nomanina

Ny tabernakely dia namboaraina ary natao vonona ny ho ampiasaina. DH: "nanomana tabernakely ireo Isiraelita"

mofon'ny fanatrehana

DH: "ny mofo izay aseho eo anatrehan' Andriamanitra" na "ny mofo izay natolotr'ireo mpisorona an'Andriamanitra"