# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ny mpanoratra dia manazava amin'ireo mpino Jiosy fa ireo lalàna sy ny tabernakelin'ny fanekem-pihavanana taloha dia sarin'ny fanekena vaovao tsara kokoa fotsiny ihany. # Ary Ity teny ity dia manamarika fizarana vaovao amin'ny fampianarana. # fanekena voalohany Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 8:6 ity. # nanana fitsipi-pivavahana "nanana fampianarana amin'ny antsipiriany" na "nanana fitsipika" # Fa Ny mpanoratra dia manohy ny resaka tao amin'ny 08:06. # nisy tabernakely izay nomanina Ny tabernakely dia namboaraina ary natao vonona ny ho ampiasaina. DH: "nanomana tabernakely ireo Isiraelita" # mofon'ny fanatrehana DH: "ny mofo izay aseho eo anatrehan' Andriamanitra" na "ny mofo izay natolotr'ireo mpisorona an'Andriamanitra"