plt_tn/heb/08/11.md

24 lines
741 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity dia manohy ny teny nindramina avy tao amin'i Jeremia mpaminany.
# Izy ireo dia tsy hampianatra ny mpiara-monina ary ny rahalahiny avy, hiteny hoe: 'Fantaro ny Tompo
DH: "Izy ireo dia tsy mila mampianatra ireo mpiara-monina aminy na ny rahalahiny mba hafantatra Ahy"
# mpiara-monina ... rahalahy
Ireo teny ireo dia samy maneho avy ireo namana Isiraelita.
# Fantaro ny Tompo ... hahafantatra Ahy ny rehetra
Ny hoe "Fantaro" eto dia maneho ny fanekena.
# ny tsy fahamarinan'izy ireo
Ity dia maneho ireo olona izay nanao ireo asa tsy marina ireo. DH: "ireo izay nanao asa tsy marina"
# ary tsy hahatsiaro ireo fahotany intsony
Eto ny teny hoe "hahatsiaro" dia milaza hoe "hisaina momban'ny."