plt_tn/heb/08/11.md

741 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity dia manohy ny teny nindramina avy tao amin'i Jeremia mpaminany.

Izy ireo dia tsy hampianatra ny mpiara-monina ary ny rahalahiny avy, hiteny hoe: 'Fantaro ny Tompo

DH: "Izy ireo dia tsy mila mampianatra ireo mpiara-monina aminy na ny rahalahiny mba hafantatra Ahy"

mpiara-monina ... rahalahy

Ireo teny ireo dia samy maneho avy ireo namana Isiraelita.

Fantaro ny Tompo ... hahafantatra Ahy ny rehetra

Ny hoe "Fantaro" eto dia maneho ny fanekena.

ny tsy fahamarinan'izy ireo

Ity dia maneho ireo olona izay nanao ireo asa tsy marina ireo. DH: "ireo izay nanao asa tsy marina"

ary tsy hahatsiaro ireo fahotany intsony

Eto ny teny hoe "hahatsiaro" dia milaza hoe "hisaina momban'ny."