# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity dia manohy ny teny nindramina avy tao amin'i Jeremia mpaminany. # Izy ireo dia tsy hampianatra ny mpiara-monina ary ny rahalahiny avy, hiteny hoe: 'Fantaro ny Tompo DH: "Izy ireo dia tsy mila mampianatra ireo mpiara-monina aminy na ny rahalahiny mba hafantatra Ahy" # mpiara-monina ... rahalahy Ireo teny ireo dia samy maneho avy ireo namana Isiraelita. # Fantaro ny Tompo ... hahafantatra Ahy ny rehetra Ny hoe "Fantaro" eto dia maneho ny fanekena. # ny tsy fahamarinan'izy ireo Ity dia maneho ireo olona izay nanao ireo asa tsy marina ireo. DH: "ireo izay nanao asa tsy marina" # ary tsy hahatsiaro ireo fahotany intsony Eto ny teny hoe "hahatsiaro" dia milaza hoe "hisaina momban'ny."