plt_tn/heb/08/10.md

858 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity dia teny nindramina avy tao amin'i Jeremia mpaminany.

aorian'ireny andro ireny

"aorian'izany fotoana izany"

Hataoko ao an-tsain'izy ireo ny lalàko

Ireo fepetran'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka hapetraka any ho any ireo. Ny fahaizan'ny olona mieritreritra dia resahina toy ny hoe toerana. DH: "Hanome fahafahana azy ireo Aho mba hahatakatra ireo lalàko"

ary ho soratako ao am-pon'izy ireo ihany koa izany

Ny fon'ny olona, izay eritreretina ho ivon'ny tsy fivadihan'izy ireo amin'Andriamanitra, dia resahina toy ny hoe pejy izay afaka hanoratana. DH: "Hanome fahafahana azy ireo ihany koa Aho mba hankatoa ireo lalàko amin-kitsim-po"

Ho Andriamanitr'izy ireo Aho

"ho Andriamanitra hankalazain'izy ireo Aho"

ary izy ireo ho oloko

"izy ireo ho olona izay ho karakaraiko"