plt_tn/heb/08/10.md

24 lines
858 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity dia teny nindramina avy tao amin'i Jeremia mpaminany.
# aorian'ireny andro ireny
"aorian'izany fotoana izany"
# Hataoko ao an-tsain'izy ireo ny lalàko
Ireo fepetran'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka hapetraka any ho any ireo. Ny fahaizan'ny olona mieritreritra dia resahina toy ny hoe toerana. DH: "Hanome fahafahana azy ireo Aho mba hahatakatra ireo lalàko"
# ary ho soratako ao am-pon'izy ireo ihany koa izany
Ny fon'ny olona, izay eritreretina ho ivon'ny tsy fivadihan'izy ireo amin'Andriamanitra, dia resahina toy ny hoe pejy izay afaka hanoratana. DH: "Hanome fahafahana azy ireo ihany koa Aho mba hankatoa ireo lalàko amin-kitsim-po"
# Ho Andriamanitr'izy ireo Aho
"ho Andriamanitra hankalazain'izy ireo Aho"
# ary izy ireo ho oloko
"izy ireo ho olona izay ho karakaraiko"