plt_tn/heb/08/08.md

845 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Amin'ity teny nindramina ity ny mpaminany Jeremia dia nilaza mialoha ny fanekena vaovao izay ho hataon'Andriamanitra.

tamin'ny olona

"tamin'ireo vaohakan'Isiraely"

Indro

"Jereo" na "henoy" na "mifantoha tsara amin'izay ho lazaiko aminareo"

ho avy ny andro

Ny ho avy dia resahina toy ny hoe mihetsika mankany amin'ilay olona miteny. DH: "Hisy fotoana"

nitondrako azy ireo tamin'ny tanany hiala avy tamin'ny tany Egypta

Ity sari-teny ity dia maneho ny fitiavana lehiben'Andriamanitra sy ny ahiahiny. DH: "nentiko nivoaka ny Egipta izy ireo toy ny ray izay mitondra ny zanany kely"

Fa izy ireo dia tsy nitoetra tao amin'ny fanekeko

Ny fankatoavana ny fanekem-pihavanan' Andriamanitra dia resahina toy ny hoe tokony hisy hanohy izany ao anatiny. DH: "izy ireo dia tsy nankatoa ny fanekeko"