# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Amin'ity teny nindramina ity ny mpaminany Jeremia dia nilaza mialoha ny fanekena vaovao izay ho hataon'Andriamanitra. # tamin'ny olona "tamin'ireo vaohakan'Isiraely" # Indro "Jereo" na "henoy" na "mifantoha tsara amin'izay ho lazaiko aminareo" # ho avy ny andro Ny ho avy dia resahina toy ny hoe mihetsika mankany amin'ilay olona miteny. DH: "Hisy fotoana" # nitondrako azy ireo tamin'ny tanany hiala avy tamin'ny tany Egypta Ity sari-teny ity dia maneho ny fitiavana lehiben'Andriamanitra sy ny ahiahiny. DH: "nentiko nivoaka ny Egipta izy ireo toy ny ray izay mitondra ny zanany kely" # Fa izy ireo dia tsy nitoetra tao amin'ny fanekeko Ny fankatoavana ny fanekem-pihavanan' Andriamanitra dia resahina toy ny hoe tokony hisy hanohy izany ao anatiny. DH: "izy ireo dia tsy nankatoa ny fanekeko"