plt_tn/heb/08/08.md

24 lines
845 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Amin'ity teny nindramina ity ny mpaminany Jeremia dia nilaza mialoha ny fanekena vaovao izay ho hataon'Andriamanitra.
# tamin'ny olona
"tamin'ireo vaohakan'Isiraely"
# Indro
"Jereo" na "henoy" na "mifantoha tsara amin'izay ho lazaiko aminareo"
# ho avy ny andro
Ny ho avy dia resahina toy ny hoe mihetsika mankany amin'ilay olona miteny. DH: "Hisy fotoana"
# nitondrako azy ireo tamin'ny tanany hiala avy tamin'ny tany Egypta
Ity sari-teny ity dia maneho ny fitiavana lehiben'Andriamanitra sy ny ahiahiny. DH: "nentiko nivoaka ny Egipta izy ireo toy ny ray izay mitondra ny zanany kely"
# Fa izy ireo dia tsy nitoetra tao amin'ny fanekeko
Ny fankatoavana ny fanekem-pihavanan' Andriamanitra dia resahina toy ny hoe tokony hisy hanohy izany ao anatiny. DH: "izy ireo dia tsy nankatoa ny fanekeko"