plt_tn/heb/07/27.md

28 lines
957 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "Izy" sy ny hoe "ny tenany" dia maneho an'i Kristy. Ny teny hoe "azy manokana" dia maneho ny mpisoronabe eto an-tany.
# ny lalàna manondro
Eto ny teny hoe "lalàna" dia maneho an' Andriamanitra, izay nametraka ny lalàna. Araka ny lalàna no nanendren'ireo Isiraelita ny mpisoron'izy ireo.
# izay manana fahalemena
"olona izay malemy ara-panahy" na "olona izay malemy manoloana ny fahotana"
# ny tenin'ny fianianana, izay tonga taorian'ny lalàna, dia nanondro Zanaka lahy
Ny teny hoe "teny" dia milaza ihany koa hoe "nianiana". DH: "taorian'ny nanomezany ny lalàna, Andriamanitra nianiana fianianana ary nanendry ny Zanany"
# ny tenin'ny fianianana
Ny "fianianana" dia voafaritra sy aseho toy ny olona miteny.
# Zanaka lahy
Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.
# izay natao tonga lafatra.
DH: "Izay nantakoa tanteraka an'Andriamanitra ary tonga matotra"