# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny hoe "Izy" sy ny hoe "ny tenany" dia maneho an'i Kristy. Ny teny hoe "azy manokana" dia maneho ny mpisoronabe eto an-tany. # ny lalàna manondro Eto ny teny hoe "lalàna" dia maneho an' Andriamanitra, izay nametraka ny lalàna. Araka ny lalàna no nanendren'ireo Isiraelita ny mpisoron'izy ireo. # izay manana fahalemena "olona izay malemy ara-panahy" na "olona izay malemy manoloana ny fahotana" # ny tenin'ny fianianana, izay tonga taorian'ny lalàna, dia nanondro Zanaka lahy Ny teny hoe "teny" dia milaza ihany koa hoe "nianiana". DH: "taorian'ny nanomezany ny lalàna, Andriamanitra nianiana fianianana ary nanendry ny Zanany" # ny tenin'ny fianianana Ny "fianianana" dia voafaritra sy aseho toy ny olona miteny. # Zanaka lahy Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra. # izay natao tonga lafatra. DH: "Izay nantakoa tanteraka an'Andriamanitra ary tonga matotra"