plt_tn/heb/07/27.md

957 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Eto ny teny hoe "Izy" sy ny hoe "ny tenany" dia maneho an'i Kristy. Ny teny hoe "azy manokana" dia maneho ny mpisoronabe eto an-tany.

ny lalàna manondro

Eto ny teny hoe "lalàna" dia maneho an' Andriamanitra, izay nametraka ny lalàna. Araka ny lalàna no nanendren'ireo Isiraelita ny mpisoron'izy ireo.

izay manana fahalemena

"olona izay malemy ara-panahy" na "olona izay malemy manoloana ny fahotana"

ny tenin'ny fianianana, izay tonga taorian'ny lalàna, dia nanondro Zanaka lahy

Ny teny hoe "teny" dia milaza ihany koa hoe "nianiana". DH: "taorian'ny nanomezany ny lalàna, Andriamanitra nianiana fianianana ary nanendry ny Zanany"

ny tenin'ny fianianana

Ny "fianianana" dia voafaritra sy aseho toy ny olona miteny.

Zanaka lahy

Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.

izay natao tonga lafatra.

DH: "Izay nantakoa tanteraka an'Andriamanitra ary tonga matotra"