plt_tn/heb/06/11.md

25 lines
725 B
Markdown

# Maniry mafy izahay
Na dia mampiasa ny teny hoe "izahay" aza ny mpanoratra, dia milaza manokana ny tenany izy. DH: "maniry mafy aho"
# fahazotoana
fitandremana, asa mafy
# hatramin'ny farany
Afaka hazavaina tsara izany.
DH: "Hatramin'ny faran'ny fiainanareo"
# ho an'ny antoky ny fahatokiana feno
"mba hahazoana antoka feno fa hahazo izay nampanantenain'Andriamanitra anareo ianareo"
# mpaka-tahaka
Ny "mpaka-tahaka" dia olona maka tahaka ny fitondran-tenan'ny olona hafa.
# mandova ireo fampanantenana
Ny fandraisana izay nampanantenain' Andriamanitra an'ireo mpino dia resahina toy ny hoe mandova fananana sy harena avy any amin'ny isan'ny fianakaviana. DH: "mandray izay nampanantenain'Andriamanitra azy ireo"