plt_tn/heb/06/11.md

725 B

Maniry mafy izahay

Na dia mampiasa ny teny hoe "izahay" aza ny mpanoratra, dia milaza manokana ny tenany izy. DH: "maniry mafy aho"

fahazotoana

fitandremana, asa mafy

hatramin'ny farany

Afaka hazavaina tsara izany. DH: "Hatramin'ny faran'ny fiainanareo"

ho an'ny antoky ny fahatokiana feno

"mba hahazoana antoka feno fa hahazo izay nampanantenain'Andriamanitra anareo ianareo"

mpaka-tahaka

Ny "mpaka-tahaka" dia olona maka tahaka ny fitondran-tenan'ny olona hafa.

mandova ireo fampanantenana

Ny fandraisana izay nampanantenain' Andriamanitra an'ireo mpino dia resahina toy ny hoe mandova fananana sy harena avy any amin'ny isan'ny fianakaviana. DH: "mandray izay nampanantenain'Andriamanitra azy ireo"