# Maniry mafy izahay Na dia mampiasa ny teny hoe "izahay" aza ny mpanoratra, dia milaza manokana ny tenany izy. DH: "maniry mafy aho" # fahazotoana fitandremana, asa mafy # hatramin'ny farany Afaka hazavaina tsara izany. DH: "Hatramin'ny faran'ny fiainanareo" # ho an'ny antoky ny fahatokiana feno "mba hahazoana antoka feno fa hahazo izay nampanantenain'Andriamanitra anareo ianareo" # mpaka-tahaka Ny "mpaka-tahaka" dia olona maka tahaka ny fitondran-tenan'ny olona hafa. # mandova ireo fampanantenana Ny fandraisana izay nampanantenain' Andriamanitra an'ireo mpino dia resahina toy ny hoe mandova fananana sy harena avy any amin'ny isan'ny fianakaviana. DH: "mandray izay nampanantenain'Andriamanitra azy ireo"