plt_tn/heb/06/07.md

1.1 KiB

ny tany izay mitroka ny orana

Ny toeram-pambolena izay mamokatra avy amin' ny orana betsaka dia resahana toy ny hoe olona izay nisotro ranon'orana. DH: "ny tany izay mitroka ny orana"

izay mamokatra ireo zava-maniry

Ny toeram-pambolena izay mamokatra ireo vokatra dia resahina toy ny hoe niteraka azy ireo izany. DH: "Izay niteraka ireo zava-maniry"

ireo olona izay niasana ny tany

DH: "ireo izay nikarakaran'ny olona ny tany"

tany izay mandray fitahiana avy amin' Andriamanitra

Ny orana sy ireo vokatra dia hita toy ny porofo fa namampy ny toeram-pambolena Andriamanitra. Ny toeram-pambolena dia resahina toy ny hoe olona izay afaka mandray ny fitahian' Andriamanitra.

fitahiana avy amin'Andriamanitra

Eto ny hoe "fitahiana" dia midika fanampiana avy amin'Andriamanitra, fa tsy teny nolazaina.

akaikin'ny fanozonana

Ity dia miresaka ny "fanozonana" toy ny hoe toerana izay afahan'ny olona manakaiky. DH: "tandindon'Andriamanitra manozona izany"

Ny fiafaran'izany dia amin'ny firehetana

Andriamanitra dia hatonga ny zava-drehetra eo amin'izany saha izany ho may.