plt_tn/heb/06/07.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny tany izay mitroka ny orana
Ny toeram-pambolena izay mamokatra avy amin' ny orana betsaka dia resahana toy ny hoe olona izay nisotro ranon'orana. DH: "ny tany izay mitroka ny orana"
# izay mamokatra ireo zava-maniry
Ny toeram-pambolena izay mamokatra ireo vokatra dia resahina toy ny hoe niteraka azy ireo izany. DH: "Izay niteraka ireo zava-maniry"
# ireo olona izay niasana ny tany
DH: "ireo izay nikarakaran'ny olona ny tany"
# tany izay mandray fitahiana avy amin' Andriamanitra
Ny orana sy ireo vokatra dia hita toy ny porofo fa namampy ny toeram-pambolena Andriamanitra. Ny toeram-pambolena dia resahina toy ny hoe olona izay afaka mandray ny fitahian' Andriamanitra.
# fitahiana avy amin'Andriamanitra
Eto ny hoe "fitahiana" dia midika fanampiana avy amin'Andriamanitra, fa tsy teny nolazaina.
# akaikin'ny fanozonana
Ity dia miresaka ny "fanozonana" toy ny hoe toerana izay afahan'ny olona manakaiky. DH: "tandindon'Andriamanitra manozona izany"
# Ny fiafaran'izany dia amin'ny firehetana
Andriamanitra dia hatonga ny zava-drehetra eo amin'izany saha izany ho may.