plt_tn/heb/05/07.md

683 B

Nandritr'ireo andron'ny nofony

Eto ny hoe "ireo andro" dia maharitra mandritry ny fotoana voafetra. Ary ny hoe "nofo" dia mijoro ho an'ny fiainan'i Jesosy eto an-tany, DH: "Raha mbola niaina teto an-tany Izy"

vavaka sy fangatahana

Ireo teny roa ireo dia mitovy dikan-teny.

mamonjy Azy amin'ny fahafatesana

Ny fahafatesana dia resahina toy ny hoe toerana izay mety hahatonga an'i Kristy tsy ho voatery hiditra, na toy ny hoe toerana izay afaka hanavotana Azy.

Re izy

DH: "Andriamanitra nahare Azy"

zanaka

Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.

ireo zavatra izay nijaliany

Ny fiainana ny fijaliana dia resahina toy ny hoe zavatra.