plt_tn/heb/05/07.md

24 lines
683 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nandritr'ireo andron'ny nofony
Eto ny hoe "ireo andro" dia maharitra mandritry ny fotoana voafetra. Ary ny hoe "nofo" dia mijoro ho an'ny fiainan'i Jesosy eto an-tany, DH: "Raha mbola niaina teto an-tany Izy"
# vavaka sy fangatahana
Ireo teny roa ireo dia mitovy dikan-teny.
# mamonjy Azy amin'ny fahafatesana
Ny fahafatesana dia resahina toy ny hoe toerana izay mety hahatonga an'i Kristy tsy ho voatery hiditra, na toy ny hoe toerana izay afaka hanavotana Azy.
# Re izy
DH: "Andriamanitra nahare Azy"
# zanaka
Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.
# ireo zavatra izay nijaliany
Ny fiainana ny fijaliana dia resahina toy ny hoe zavatra.