# Nandritr'ireo andron'ny nofony Eto ny hoe "ireo andro" dia maharitra mandritry ny fotoana voafetra. Ary ny hoe "nofo" dia mijoro ho an'ny fiainan'i Jesosy eto an-tany, DH: "Raha mbola niaina teto an-tany Izy" # vavaka sy fangatahana Ireo teny roa ireo dia mitovy dikan-teny. # mamonjy Azy amin'ny fahafatesana Ny fahafatesana dia resahina toy ny hoe toerana izay mety hahatonga an'i Kristy tsy ho voatery hiditra, na toy ny hoe toerana izay afaka hanavotana Azy. # Re izy DH: "Andriamanitra nahare Azy" # zanaka Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra. # ireo zavatra izay nijaliany Ny fiainana ny fijaliana dia resahina toy ny hoe zavatra.