forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
1.1 KiB
Markdown
32 lines
1.1 KiB
Markdown
# Amin'ny lafiny iray
|
|
|
|
Ity fehezanteny ity dia manomboka fampitahana an'i Mosesy sy Kristy.
|
|
|
|
# ao an-tranon'Andriamanitra iray manontolo
|
|
|
|
Ny olona Hebreo izay nanehon'Andriamanitra ny tenany dia resahina toy ny hoe trano ara-bakiteny izy ireo. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 3:1
|
|
|
|
# Izy no vavolombelona momba ireo zavatra
|
|
|
|
Ity fehezanteny ity dia mety maneho ireo asan'i Mosesy rehetra. DH: "Ny fiainan'i Mosesy sy ny asany milaza ireo zavatra"
|
|
|
|
# tokony efa nolazaina amin'ny ho avy
|
|
|
|
DH: "Jesosy dia te-hiteny ny amin'ny ho avy"
|
|
|
|
# Zanaka
|
|
|
|
Ity dia fiantsoana lehibe an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.
|
|
|
|
# miandraikitra ny tranon'Andriamanitra
|
|
|
|
Ity dia miresaka momban'ireo olon'Andriamanitra toy ny hoe trano ara-bakiteny izy ireo. DH: "izay manapaka eo amin'ireo olon'Andriamanitra"
|
|
|
|
# Isika no tranony
|
|
|
|
Ity dia miresaka ny olon'Andriamanitra toy ny hoe trano ara-bakiteny izy ireo. DH: "Isika dia olon'Andriamanitra"
|
|
|
|
# raha toa ka mihazona mafy ny herim-po sy ny fahatokiantsika isika.
|
|
|
|
DH: "raha mitohy ho mahery fo isika sy manantena an'Andriamanitra am-pifaliana fa hanao izay zavatra nampanantenainy Izy"
|