# Amin'ny lafiny iray Ity fehezanteny ity dia manomboka fampitahana an'i Mosesy sy Kristy. # ao an-tranon'Andriamanitra iray manontolo Ny olona Hebreo izay nanehon'Andriamanitra ny tenany dia resahina toy ny hoe trano ara-bakiteny izy ireo. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 3:1 # Izy no vavolombelona momba ireo zavatra Ity fehezanteny ity dia mety maneho ireo asan'i Mosesy rehetra. DH: "Ny fiainan'i Mosesy sy ny asany milaza ireo zavatra" # tokony efa nolazaina amin'ny ho avy DH: "Jesosy dia te-hiteny ny amin'ny ho avy" # Zanaka Ity dia fiantsoana lehibe an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra. # miandraikitra ny tranon'Andriamanitra Ity dia miresaka momban'ireo olon'Andriamanitra toy ny hoe trano ara-bakiteny izy ireo. DH: "izay manapaka eo amin'ireo olon'Andriamanitra" # Isika no tranony Ity dia miresaka ny olon'Andriamanitra toy ny hoe trano ara-bakiteny izy ireo. DH: "Isika dia olon'Andriamanitra" # raha toa ka mihazona mafy ny herim-po sy ny fahatokiantsika isika. DH: "raha mitohy ho mahery fo isika sy manantena an'Andriamanitra am-pifaliana fa hanao izay zavatra nampanantenainy Izy"