plt_tn/heb/02/16.md

574 B

ny taranak'i Abrahama

Ireo taranak'i Abrahama dia resahina toy ny hoe voa.

Mendrika Azy

"mendrika an'i Jesosy"

tahaka ireo rahalahiny

Eto ny teny hoe "ireo rahalahiny" dia milaza ireo olona amin'ny ankapobeny. DH: "toy ny olombelona"

mba hitondra momba ny famelana ireo fahotan'ny olona

Ny fahafatesan'i Kristy teo amin'ny hazofijaliana dia midika fa afaka mamela heloka Andriamanitra. DH: "Afaka ataony mamela ny fahotan'ny olona Andriamanitra"

nalaina fanahy

DH: "Satana naka fanahy Azy"

ireo izay alaim-panahy

DH: "ireo izay alain'i Satana fanahy"