# ny taranak'i Abrahama Ireo taranak'i Abrahama dia resahina toy ny hoe voa. # Mendrika Azy "mendrika an'i Jesosy" # tahaka ireo rahalahiny Eto ny teny hoe "ireo rahalahiny" dia milaza ireo olona amin'ny ankapobeny. DH: "toy ny olombelona" # mba hitondra momba ny famelana ireo fahotan'ny olona Ny fahafatesan'i Kristy teo amin'ny hazofijaliana dia midika fa afaka mamela heloka Andriamanitra. DH: "Afaka ataony mamela ny fahotan'ny olona Andriamanitra" # nalaina fanahy DH: "Satana naka fanahy Azy" # ireo izay alaim-panahy DH: "ireo izay alain'i Satana fanahy"