plt_tn/heb/02/16.md

24 lines
574 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny taranak'i Abrahama
Ireo taranak'i Abrahama dia resahina toy ny hoe voa.
# Mendrika Azy
"mendrika an'i Jesosy"
# tahaka ireo rahalahiny
Eto ny teny hoe "ireo rahalahiny" dia milaza ireo olona amin'ny ankapobeny. DH: "toy ny olombelona"
# mba hitondra momba ny famelana ireo fahotan'ny olona
Ny fahafatesan'i Kristy teo amin'ny hazofijaliana dia midika fa afaka mamela heloka Andriamanitra. DH: "Afaka ataony mamela ny fahotan'ny olona Andriamanitra"
# nalaina fanahy
DH: "Satana naka fanahy Azy"
# ireo izay alaim-panahy
DH: "ireo izay alain'i Satana fanahy"