plt_tn/heb/02/01.md

445 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ity no voalohany amin'ireo fampitandremana maika dimy izay omen'ny mpanoratra.

isika dia tsy maintsy

Eto ny teny hoe "isika" dia maneho ny mpanoratra sy ireo mpamaky.

mba tsy hanara-drenirano amin'izany isika

Ny fihenan'ny finoana ny tenin'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe lakana manara-drenirano irery eny amin'izay tokony hisy azy fotsiny. DH: "mba tsy hiala tsikelikely ny finoantsika izany"