# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ity no voalohany amin'ireo fampitandremana maika dimy izay omen'ny mpanoratra. # isika dia tsy maintsy Eto ny teny hoe "isika" dia maneho ny mpanoratra sy ireo mpamaky. # mba tsy hanara-drenirano amin'izany isika Ny fihenan'ny finoana ny tenin'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe lakana manara-drenirano irery eny amin'izay tokony hisy azy fotsiny. DH: "mba tsy hiala tsikelikely ny finoantsika izany"