plt_tn/heb/02/01.md

12 lines
445 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ity no voalohany amin'ireo fampitandremana maika dimy izay omen'ny mpanoratra.
# isika dia tsy maintsy
Eto ny teny hoe "isika" dia maneho ny mpanoratra sy ireo mpamaky.
# mba tsy hanara-drenirano amin'izany isika
Ny fihenan'ny finoana ny tenin'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe lakana manara-drenirano irery eny amin'izay tokony hisy azy fotsiny. DH: "mba tsy hiala tsikelikely ny finoantsika izany"