plt_tn/hab/03/14.md

454 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Soritsoritan'i Habakoka ny nanimban'Yaveh an'ireo Kaladiana.

Raha avy toy ny tafiotra

Toy ny fanafian'ny olon'Israely dia nampitahana amin'ny fahatongavan'ny tafiotra matetika ny fahefana sy hakingan'ireo Kaldeana.

Fifaliana

"Mpirehareha"

Mandevona ny mahantra any amin'ny toerana miafina

Manafina ireo olona mahantra ary mamono azy ireo sy maka ireo tsara aminy

Mandevona

Mihinana zavatra haingana