plt_tn/hab/03/14.md

20 lines
454 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Soritsoritan'i Habakoka ny nanimban'Yaveh an'ireo Kaladiana.
# Raha avy toy ny tafiotra
Toy ny fanafian'ny olon'Israely dia nampitahana amin'ny fahatongavan'ny tafiotra matetika ny fahefana sy hakingan'ireo Kaldeana.
# Fifaliana
"Mpirehareha"
# Mandevona ny mahantra any amin'ny toerana miafina
Manafina ireo olona mahantra ary mamono azy ireo sy maka ireo tsara aminy
# Mandevona
Mihinana zavatra haingana