# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Soritsoritan'i Habakoka ny nanimban'Yaveh an'ireo Kaladiana. # Raha avy toy ny tafiotra Toy ny fanafian'ny olon'Israely dia nampitahana amin'ny fahatongavan'ny tafiotra matetika ny fahefana sy hakingan'ireo Kaldeana. # Fifaliana "Mpirehareha" # Mandevona ny mahantra any amin'ny toerana miafina Manafina ireo olona mahantra ary mamono azy ireo sy maka ireo tsara aminy # Mandevona Mihinana zavatra haingana