plt_tn/hab/03/11.md

16 lines
470 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Nanohy fanoritsoritana ny fahitany amin'ny Yaveh i Habakoka.
# Tamin'ny hazavan'ny zana-tsipìkanao
Satria ny famirapiratan'Yaveh amin'ny zana-tsipikan'ny fahazavana
# Nandeha namakivaky ny tany tamim-pahatezerana Ianao. Tamin'ny fahavinirana no nanosihosenao ireo firenena
Mitovy hevitra ireo fehezanteny roa ireo. Oharin'Yaveh ho famaizana ny amin'ny faharatsiany izy ireo.
# Am-pahatezerana
Manao zavatra izay mahatezitra