# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Nanohy fanoritsoritana ny fahitany amin'ny Yaveh i Habakoka. # Tamin'ny hazavan'ny zana-tsipìkanao Satria ny famirapiratan'Yaveh amin'ny zana-tsipikan'ny fahazavana # Nandeha namakivaky ny tany tamim-pahatezerana Ianao. Tamin'ny fahavinirana no nanosihosenao ireo firenena Mitovy hevitra ireo fehezanteny roa ireo. Oharin'Yaveh ho famaizana ny amin'ny faharatsiany izy ireo. # Am-pahatezerana Manao zavatra izay mahatezitra