plt_tn/hab/03/11.md

470 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Nanohy fanoritsoritana ny fahitany amin'ny Yaveh i Habakoka.

Tamin'ny hazavan'ny zana-tsipìkanao

Satria ny famirapiratan'Yaveh amin'ny zana-tsipikan'ny fahazavana

Nandeha namakivaky ny tany tamim-pahatezerana Ianao. Tamin'ny fahavinirana no nanosihosenao ireo firenena

Mitovy hevitra ireo fehezanteny roa ireo. Oharin'Yaveh ho famaizana ny amin'ny faharatsiany izy ireo.

Am-pahatezerana

Manao zavatra izay mahatezitra